Entrée fanomboka (tomboka)
Partie du discours nom ou adjectif
Définition malgache Fomba entina manomboka zavatra: Na inona na inona atao, amin-kafaliana no fanomboka azy lalandava
¶ Fomba na toetran'ny zavatra manomboka: Mampitaintaina ny fanomboky ny tantara
¶ Azo atomboka [Rajemisa 1985]

Entrée fanomboka (tomboka)
Partie du discours nom ou adjectif
Définition malgache Fomba entina manomboka
¶ Azo tombohana: Tsy mba fanomboka ny alika [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31