|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanolorana
Radical  2  olotra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fanakaikezana, fifanakaikezana: Ny fanoloran' ny tranonay roa lahy no nahatonga anay ho mpinamana [1.1]
Explications en français  5  l'acton de se rapprocher, la contiguïté, la proximité [1.3#461]

Entrée (2/2)6  fanolorana
Radical  7  tolotra
Partie du discours  8  nom
Explications en malgache  9  Fandrosoana ny tanana manome zavatra olona: Ataovy amim-panalana ny fanolorana ny boky an' ny mpampianatra, fa aza atsipy fotsiny
10  Fanomezana (zavatra): Tsy hohadinoin' ny firenena ny fanolorany ny ainy ho an' ny tanindrazana [1.1]
Explications en français  11  l'action d'offrir, la personne à qui l'on offre, le motif [1.3#718]
Exemples  12  koa izay ataony fetra fanolorana, dia anaovanay koa. [2.59#]
13  Hoy i Charles Ravoajanahary, ao amin' ny teny fanolorana ny Fofombadiko, izay asa soratr' i Emilson D. [2.285]
Titres  14  Kabary amin' ny Fanolorana omby ho an' ny mpandevina (Rasamuel Maurice)

Mis à jour le 2023/01/20