|
|
|
|

Entrée1  fanolahana
Radical  2 tolaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fanodinana (ny varavarana amin' ny lahin-tsaviliny); familiana, famindrana, fanilihana. [1.1]
5 familiana lalana zavatra iray. [1.13]
Explications en français  6 dérivation. [1.13]

Anagrammes  7 fanalohana, 8 fanolahana

Mis à jour le 2025/09/12