Entrée fanohofana (tohoka)
Partie du discours nom
Définition malgache Fanasiana fefy mba ho tampina ny rano ka hihandrona
¶ Fanasiana kitay betsaka miavovona eo am-patana [Rajemisa 1985]

Entrée fanohofana
Partie du discours nom
Définition malgache  [Taimoro] famonoan-jaza [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire 
Synonymes hohoka

2010/05/06