|
|
|
|

Entrée (1/2)1 fanoherana
Radical  2tohitra
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4 Fiadiana mba tsy ho resy: Naharitra ela ny fanoheran' ireo natao fahirano
Sakana, fisakanana: Tsy nisy fanoherana ny fidiranay tao an-tanàna
Fandavana tsy hanaraka: Noho ny fanoheranao ny teniko, dia tsy afaka hiara hiasa isika [1.1]
Explications en français  5 L'action de résister, le motif [1.3#711]
Exemples  6 Andriampanoha no nitarika ny fanoherana. [2.508#]
7 Io lalimoara fasiana lamba io no mariky ny fanoherana. [1.369#]

Entrée (2/2)8 fanoherana
Partie du discours  9 nom
Explications en français  10 Nom d'une Composée herbacée d'après Dandouau. [Merina] [1.196]
Vocabulaire  11 Botanique

Mis à jour le 2025/09/12