| Entrée | 1 fanohanana |
| Radical | 2 tohana |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fanasiana tohana, zavatra hiaro tsy hirona: Ho sarotra ny fanohanana io tamboho io tsy hianjera.
5 Fanakanana, fanoherana: Saika hovidiko io tany io, saingy nisy nanao fanohanana. 6 Fanampiana, famonjena: Tsy vita itỳ sekoly itỳ raha tsy nisy ny fanohanan' ny zanaka am-pielezana. [1.1] |
| Anagrammes | 7 fanahonana, 8 fanohanana, 9 fanonahana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|