|
|
|
|

Entrée1  fanodidina
Radical  2 hodidina
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4 Fomba entina manodidina: Tsy milahatra tsara nefa mahafinaritro ny fanodidin' ny kintana ny volana.
5 Azo hodidinina: Tsy fonodidina itỳ raharaha itỳ fa tokony hovantanina avy hatrany. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12