Ka hoy ny fiteniny : " Izay kely haren-koman-dratsy," ary " ny aina toy ny fanjozoro, ka izay mahapandopando no manana ny mafy.[1.437]
2
Ary nony vita dia entiny mitsangana ny zaza, ka tantazany vorodamba sarika eo ambanin' ny ferin-jaza, ary raha tsy misy ny sarika, dia fanjozoro no asolo azy.[2.857]