|
|
|
|

Entrée1  fanjehena
Radical  2 zehy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fandrefesana amin' ny zehy.
5 Famaritana, faminavinana, famerana: Fadio, hoy ny Ntaolo, ny fanjehena ny andro ho lava. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12