|
|
|
|

Entrée1  fanjariana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  zary
Tous les mots composés 
Explications en malgache  12  [1.1] Fahatongavana, fiovana: Ny fanjarian' ny sakafo hanintsika ho ra
Explications en français  13  [1.3#869] L’action de se changer
Exemples  14  [4.26#] Tsy inona fa tsy fifampitokisana no antony, fifampiandrasana kendry tohina lava, fanilihana amin' ny hafa izay mety ho tsy fanjariana mitranga, fiheveran-tena ho tsy mba diso amin' izay lazaina sy atao.

Anagrammes  15  fanjairana, fanjariana

Mis à jour le 2025/08/10