Entrée | 1 fanjanahan-tsaina |
Mots élémentaires | 2 fanjanahana, 3 saina |
Partie du discours | 4 nom |
Explications en malgache |
5 fanandevozana ny saina izay tsy avala hanana ny fahaleovan-tenany fa entina amin' izay itiavana azy ary ampidirana izay tiana hampidirina ao aminy [1.1] |
Explications en français |
6 impérialisme culturel [1.13] |
Exemples |
7 Ka ny zana-tohatra voalohany hotratrarina dia ny fanifakifahana ny tarazo ratsy rehetra napetraky ny fanjanahantany sy ny fanjanahantsaina.
[2.503#]
|
Vocabulaire | 8 Politique |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |