|
|
|
|

Entrée1  fanjakana baranahiny
Mots élémentaires  2 fanjakana, 3 baranahiny
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 fanjakana entina mpitondra tsy miraharaha na inona na inona, tsy miahy ny vahoakany. [1.1]
Explications en anglais  6 [baranahiny, without order.] A state of lawlessness.. [1.2]
Vocabulaire  7  Politique
Synonymes  8 fanjakan' i baroa, fanjakana raban-tsahona

Mis à jour le 2025/09/12