|
|
|
|

Entrée1  fanintsanana
Radical  2 hintsana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fanozongozonana ny sivana mba hahazoana tany na fasika malemy.
5 Fanalana amin' ny alalan' ny fifaninananaizay tsy mahay na osa, ka ny mahay sy ny matanjaka sisa mijanona. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12