Entrée fanintelony (intelo (telo))
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition malgache Famerenana asa iray hatramin' ny intelo [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise [ fanintelo ] [Cousins: Grammar]
Traduction française pour la troisième fois [Abinal 1888]
Morphologie 
fanintelo
fanintelony
Exemples 
1Nony nanala fanadinana fanintelony anefa aho tamin' io taona io, afaka. [Andraina: Mitaraina, page 157]
2Tsara ery izy izany, hoy Rainitoandro, sady natsotrany haka fanindroany sy fanintelony ny tanany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 45]

Mis à jour le 2020/07/31