|
|
|
|

Entrée1  faningina
Radical  2 tsingina
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4 Fomba entina maningina, mametaka firaka mahamay amin' ny vifotsy iray mba hampiraikitra azy amin' ny vifotsy hafa
5 Azo tsinginina [1.1]

Anagrammes  6 faningina, 7 finganina, 8 finingana

Mis à jour le 2025/09/12