| Entrée | 1 faninefany |
| Radical | 2 inefatra |
| Partie du discours | 3 adverbe [Liste complète] |
| Explications en malgache |
4 Famerenana asa iray hatramin' ny inefatra: Faninefany izao no nahozoako loko: mba itsikian' ny vintana mihitay aho.
[1.1] |
| Explications en anglais |
[faniNEfatra]
[1.75#xlvii] |
| Explications en français |
5 pour la quatrième fois.
[1.3] |
| Exemples |
6 Intelo izy no nitsangana hiditra ho ao amin-dRazaimalala, nefa vahotra toy ny notanan-javatra, faninefany dia tafatsangana ihany izy, ka nitsaitsaika, ndrao matory izy ka manaitra azy.
[2.324]
|
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/11/11 |
|