Entrée fanimbana (simba)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanisiana ratsy mitera-pahavoazana; fisakantsakanana ny fahombiazana [1.1]
Explications en français L'action de gâter, d’endommager, de faire tort, la cause, le moyen, le lieu [1.3]
Exemples 
1Ilaina hofehezina izy io, fa tsy avela hanohy io fanimbana ataony io. [2.445]
2Fampa-tahorana ahy fotsiny ve izany, mba ho fanimbana ny saiko hatahotra? [2.643]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/08