Entrée fanilihana (ilika)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanosehana hihataka, fampihatahana; famindrana voina, fanesorana tsy ho isany [1.1]
Explications en français L’action de pousser vers, l’instrument, le lieu, celui sur qui on rejette [1.3]
Exemples 
1Aza ny maty tsy miteny foana, Raondriana, no atao fanilihana sy atao zoron-trano fiolahana. [2.587]
2Efa ho lava ny fanosihosena sy ny fanilihana ary ny famitahana azy ka tsy soa ho azy ve ny mijery izay hasiany ny tongony? [1.369]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/08