Entrée | 1 fanilihana |
Radical | 2 ilika |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fanosehana hihataka, fampihatahana; famindrana voina, fanesorana tsy ho isany [1.1] |
Explications en français |
5 L’action de pousser vers, l’instrument, le lieu, celui sur qui on rejette [1.3#278] |
Exemples |
6 Aza ny maty tsy miteny foana, Raondriana, no atao fanilihana sy atao zoron-trano fiolahana.
[2.587#]
7 Efa ho lava ny fanosihosena sy ny fanilihana ary ny famitahana azy ka tsy soa ho azy ve ny mijery izay hasiany ny tongony? [1.369#] |
Anagrammes | 8 fanilihana, 9 fihilanana, 10 lany fanahy |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |