|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanilana
Radical  2 ila
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fametrahana erỳ an-tsisintsisiny; famelezana na fihinanana ny ilany fotsiny; fitoerana na fandalovana eo akaiky. [1.1]

Entrée (2/2)5  fanilana
Radical  6 hilana
Partie du discours  7  nom ou adjectif
Explications en malgache  8 Fomba entina manilana mampiraika, mampihilana.
9 Azo arona, araika atsỳ na arỳ. [1.1]

Anagrammes  10 fanalina, 11 fanilana

Mis à jour le 2025/09/12