Entrée fangotraka (hotraka)
Partie du discours nom
Définition malgache Toetran' ny zavatra mangotraka, mafana mivaivay, mandevy: Efa ampy ny fangotraky ny rano fa vonoy amin' izay ny afo [Rajemisa 1985]

2009/02/23