|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fangitra
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  19  16 mots contenant fangitra
Explications en malgache  20  [1.10#F.339] soritra na kiaka hita miharihary toy ny hohadina na nokiahina lalina. Ny faritra dia ilazana ny soritra fotsiny na mazava na manjavozavo, na fizarana an-tsaina fotsiny aza. Amin' ny fizarana tanimboly, tanimbary ho an-olona samy hafa dia tena fangitana, fa tsy faritana fotsiny.
21  [1.1] Faritra
Explications en anglais  22  [1.2] a curved mark or sign, a curved outline, a boundary, an indication. It is not used of a parallelogram. See faritra
Explications en français  23  [1.3#147] contour, délimitation, circonscription
24  [1.13] coordonnées
Vocabulaire  25  Mathématiques: algèbre

Entrée (2/2)26  fangitra
Partie du discours  27  adjectif
Explications en malgache  28  [1.78] [Taimoro] tapaka (volondoha)

Anagrammes  29  fangitra, fitranga

Mis à jour le 2025/08/10