|
|
|
|

Entrée1  fangirifiriana
Radical  2  hirifiry
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fijaliana mafy, fanaintainana izaitsizy: Tsy hay lazaina ny fangirifiriana tsaroako tamin' ilay aretina nahazo ahy
Explications en français  5  [1.3#250] La cuisson, la douleur cuisante
Exemples  6  Be izay fangirifiriana nentiko taminy izay anaka. [2.895#]
7  Soa ihany fa hidihidy no tsaroana fa tsy fangirifiriana. [2.643#]
8  ary ny fangirifiriana manjo an-janany, tsy maintsy hataoko tsaroan-drainy. [2.357#]

Mis à jour le 2023/01/08