| Entrée | 1 fangirifiriana |
| Radical | 2 hirifiry |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fijaliana mafy, fanaintainana izaitsizy:
5 Tsy hay lazaina ny fangirifiriana tsaroako tamin' ilay aretina nahazo ahy [1.1] |
| Explications en français |
6 La cuisson, la douleur cuisante
[1.3#250] |
| Exemples |
7 Be izay fangirifiriana nentiko taminy izay anaka.
[2.895#]
8 Soa ihany fa hidihidy no tsaroana fa tsy fangirifiriana. [2.643#] 9 ary ny fangirifiriana manjo an-janany, tsy maintsy hataoko tsaroan-drainy. [2.357#] |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|