Entrée fanginana (gina)
Partie du discours nom
Définition malgache Tsy fitenenana, fikombonam-bava: No tsy valianao ny fiampangana anao? Mitory anao sahady ny fanginanao [Rajemisa 1985]
Synonymes fahanginana

Mis à jour le 2020/07/31