|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fangejana
Radical  2  geja
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Famatorana mafy, fangiazana, famihinana, fanerena, fitanana
Explications en français  5  [1.3#196] L’action de serrer, de tenir, de contraindre, la cause
6  [1.13] oppression
Exemples  7  Amin' ireny fangejana be dia be ireny, iza no hiadiana? [1.369#]
8  Miaraka amin' ny fangejana ny toekarena ny famoretana ny fisainan' ny olona sy ny fanendahana azy amin' ny maha izy azy [2.606#]
Mots composés 

Entrée (2/2)10  fangejana
Partie du discours  11  nom
Explications en français  12  [1.13] frettage
Vocabulaire  13  Technique
Synonymes  14  famatorana

Mis à jour le 2023/09/09