Entrée | 1 fangataka |
Radical | 2 hataka |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Zavatra azo angatahina: Tsy fangataka ny voninahitra fa tokony hatao izay hahamendrika mba hahazoana azy Fomba entina mangataka: Ny fangatakao no tsy nahazoanao |
Titres | 5 Ifaralahy diso fangataka (Razam-be) |
Mis à jour le 2023/01/20 |