|
|
|
|

Entrée1  fangataka
Radical  2 hataka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Zavatra azo angatahina: Tsy fangataka ny voninahitra fa tokony hatao izay hahamendrika mba hahazoana azy.
5 Fomba entina mangataka: Ny fangatakao no tsy nahazoanao. [1.1]

Mis à jour le 2025/10/07