Entrée | fangasihasy (hasihasy) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Toetran' ny olona mangasihasy, mangaihay, diso fanantenana: Nampalahelo indray ny fangasihasin' Ibalita ka tsy nanakora azy akory ireo rahalahiny sy ny anabaviny [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/05 |