|
|
|
|

Entrée1  fangaronana
Radical  2 harona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fisavana zavatra ao amin' ny miafina: Tokony hofaizina mafy ny fangaronam-paosy eny an-tsena.
5 Fitondrana hanina any am-bava amin' ny tanana: Fomban' ny ankizy ny fangaronan-tanana, rehefa mihinana. [1.1]
Proverbes  6  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02