|
|
|
|

Entrée1  fangarona
Radical  2 harona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fomba entina mangarona na misava zavatra ao amin' ny miafina. [1.1]
Explications en anglais  5 It is used as in the three following words, in addition to its literal sense: fangarompody, fangarompohy, fangarompory. [1.2]
Explications en français  6 Ce qu'on peut fouiller, la manière de fouiller.. [1.3]
Exemples  7  Ny fianarana lehity tsy azo fangarona zavatra hafa a! [2.472#]
8  Azonao atao ihany koa ny mamafy fangarona rano, alikaola sy ranon-tsavony fanasam-bilia mitovy fatra, amin'ny kidoro, sisim-pandriana sy ny toerana hatorinao. [2.424#]

Mis à jour le 2025/09/12