Entrée | fangaro (haro) | |||
Partie du discours | nom ou adjectif | |||
Définition malgache | Fomba entina mangaro na manetsiketsika mba hiharo: Tsy toy izao velively no fangaro ny vary ahahy ¶ Azo haroina: Tsy fangaro itỳ anana itỳ rehefa andrahoina ¶ Zavatra akambana amin' ny...: Mividiana fangarondaoka ariary enina [Rajemisa 1985] | |||
Définition française | combinaison [SLP 1986] | |||
Dérivations |
| |||
Mots composés, titres, noms |
| |||
Analogues | haro ~ laro | |||
2012/10/07 |
![]() |