|
|
|
|

Entrée1  fanganohano
Radical  2 hanohano
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fangirangirana, fangalahala: Mahafinaritra ny fanganohanon' itỳ firavaka
5 Fihandrohandro, toetran' ny ranomaso mby efa ho latsaka: Jereo ny fanganohanon' ny ranomason' itỳ zazakely fa omeo vatomamy izy [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12