|
|
|
|

Entrée1  fangalampiery
Radical  2  ala
Partie du discours  3  nom
Vocabulaire  4  Jeu
Explications en malgache  5  Kilalaon' ny ankizy izay toy izao no fandehany: miafina ny maso fa misy anankiray kosa mitady ireo mpiery; ary dia izay hita voalohany amin' ireo indray no mitady; raha misy tsy hitan' ilay mpitady dia milaza "afa-po" izy, ka miseho ilay niery [1.1]
Synonymes  6  alam-piery, fanalampiery
Autres orthographes  7  fangalam

Mis à jour le 2020/07/31