Entrée fanemerana (temitra)
Partie du discours nom
Définition malgache Fanasiana temitra: Miverina indray ankehitriny ny fanemerana ny rindrina ao an' efitrano
¶ Famefena: Tsy hitahita akory ny fanemeran' ny miaramila ny trano nidiran' ilay mpangalatra [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31