Entrée | 1 fanebahana |
Radical | 2 tebaka |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fanakianana, fanesoana; filazana ankitairano fa tsy nety ny natao; fanaovana tsinontsinona, fanatsizarizariana; fanazimbana, famotsifotsiana |
Explications en français |
5 [1.3#690] L'action de mépriser, la cause |
Exemples |
6 io teny io dia mifono fanambaniana, fanaratsiana, fanevatevana, fanebahana. [1.519#] 7 Niezaka nikaroka ny loharanon' izany fanebahana izany ny mpandinika samihafa ary toa miray feo izy fa tetiky ny mpanjanatany no nahatonga izany. [2.285#] |
Anagrammes | 8 fanahebana, fanebahana |
Mis à jour le 2023/01/08 |