|
|
|
|

Entrée1  fanebahana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fanakianana, fanesoana; filazana ankitairano fa tsy nety ny natao; fanaovana tsinontsinona, fanatsizarizariana; fanazimbana, famotsifotsiana
Explications en français  4  [1.3#690] L'action de mépriser, la cause
Exemples  5  [1.519#] io teny io dia mifono fanambaniana, fanaratsiana, fanevatevana, fanebahana.
6  [2.285#] Niezaka nikaroka ny loharanon' izany fanebahana izany ny mpandinika samihafa ary toa miray feo izy fa tetiky ny mpanjanatany no nahatonga izany.
Radical  7  tebaka

Anagrammes  8  fanahebana, fanebahana

Mis à jour le 2025/01/21