|
|
|
|

Entrée1  fandroritana
Radical  2 roritra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fanintonana, fitarihana: Tsy nisy nahita ny fandroritany azy tamin' ny sandriny
5 Fanenjanana: Samy nanao izay afany ny an-daniny sy an-kilany tamin' ny fandroritana ny tady
6 Fanalavana, fanitarana: Tsy tsara ny fandroritana ny teny rehefa miady hevitra
7 Famivitana: Fanaon' ny mpampianatra ny fandroritana ny sofin' ny mpianatra raha maditra [1.1]
Explications en français  8 L’action de tirer, l’instrument [1.3#549]
9 traction, étirage [1.13]
Exemples  10  Novelomina ny ompiompy kely madinika ka nanahiranan-tena ny fandroritana tsikobokobondanitra sy ny fanangonana taimanjinina an-tavy. [2.470#]
Tous les mots composés  11 fandroritampaty

Mis à jour le 2025/11/09