|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fandringana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  ringa
Explications en malgache  4  [1.1] Fandehanana na fipetrahana mitongilana, tsy marina mahitsy tsara

Entrée (2/2)5  fandringana
Partie du discours  6  nom ou adjectif
Radical  7  ringana
Explications en malgache  8  [1.1] Fomba entina mandringana, mandripaka, mamono hatramin' ny farany, manimba tanteraka
Azo aringana

Mis à jour le 2024/12/11