|
|
|
|

Entrée1  fandriam-pahalemana
Mots élémentaires  2 fandriana, 3 fahalemana
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 Fiadanana, tsy fisian-tabataba na horohoro. [1.1]
Explications en anglais  6 public order, tranquility; peace between nations. [1.7]
Explications en français  7 ordre public, tranquilité; paix entre nations. [1.8]
[fandriampahalemana] 8 paix. [1.13]
Exemples  9  Tia fandriampahalemana izahay, Tompoko. [2.270]
10  Tsy hisy fandriampahalemana ho an' ny vady aman-janaka. [2.528]
11  Izy no fototra iorenan' ny fandriampahalemana ara-tsosialy. [4.27]
12  Isan-kerinandro dia misy foana ny fivoriana iraisan’ireo tomponandraikitra ambony mikasika ny fandriam-pahalemana sy ny filaminana eo anivon’ny tafika, zandary ary miaramila. [4.11]

Mis à jour le 2025/09/12