|
|
|
|

Entrée1  fandresena
Radical  2 resy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fahombiazan' izay mahery, izay mataniaka: Nidera ny fandresen' ny tafika ny vahoaka. Izy no nahazo ny fandresena tamin' ny hazakazaka.
5 Fanoherana: Tsy mora ny fandresena ny kilema. [1.1]
Explications en anglais  6 victory. [1.7]
Explications en français  7 victoire. [1.8]

Mis à jour le 2025/09/12