Entrée | 1 fandrenesana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 re |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
5 [1.1] Fahafantarana feo Fahazoan' ny olombelona mifandray amin' ny zavatra manodidina azy ka ahafantarany ny momba ny tsirony, ny fofony, ny feony sy ny hamafiny: Misy efatra ny fandrenesana ka ireto avy ny organina aminy: ny lela, ny orona, ny sofina, ny hoditra amin' ny tena manontolo, fa indrindra ny tanana Varavaran-tsaina. (Marihina fa ny fahitana dia tsy mba voafaoka ho anisan' ny fandrenesana) |
Explications en anglais |
6 [1.7] the sense of hearing; also used of other senses |
Explications en français |
7 [1.8] l'ouïe ; sensation en parlant des autres sens, sauf la vue |
Exemples |
8 [2.59#] Endrey ny alahelo amy ny fandrenesana izany! 9 [1.519#] Azo lazaina ihany koa fa tsy manafintohina loatra ny fandrenesana azy io. 10 [2.324#] Nampandraiki-marary azy mihitsy ny fandrenesana, fa nanaiky tokoa Razaimalala. |
Vocabulaire |
11 Biologie |
Analogues | 12 fahitana, fanamboloana, fitsapana, fitsiroana |
Anagrammes | 13 fandrenesana, nandrefesana |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |