|
|
|
|

Entrée1  fandrebirebena
Radical  2  rebireby
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fitarihana hivilivily lalana, fanadalana: Misy mitaona anao hiasa fa hahazo vola be, hono, ianao: fandrebirebena anao tsy hianatra tsara izany
Fanolikolena, famitahana amin' ny hevitra manodoka: Mampanantena paradiso eto an-tany ireo olona ireo; aza mina izany fa fandrebirebena fotsiny izany [1.1]
Explications en anglais  5  the act of causing embarrassment, the act of troubling someone [1.7]
Explications en français  6  action d'embarrasser, de troubler [1.8]

Mis à jour le 2025/09/12