|
|
|
|

Entrée 1  fandraofana
Radical  2 raoka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fanangonana amin' ny tanana; fipaohana, fifaohana zavatr' olona; famaboana (fananan' olona)
5 Zavatra entina mandraoka fako, tany... [1.1]
Combinaisons  6 fampitaovana ho fandraofana

Anagrammes  7 fandarofana, fandraofana

Mis à jour le 2026/02/04