Entrée | fandrao | |
Partie du discours | conjonction | |
Explications en malgache | Teny entina milaza fanahiana na tahotra Sao dia, andrao, angoa: Matahotra aho fandrao miresaka amin' i dada ny mpampianatra anay [1.1] | |
Explications en anglais | [fa and andrao.] Lest, for fear that. [1.2] | |
Explications en français | De peur que. Niova akanjo izy fandrao fantatry ny olona: il a changé d'habit de peur d'être reconnu par les gens [1.12] | |
Analogues | andrao ~ fandroa ~ mba ~ ndrao ~ sangoa | |
Anagrammes | fa-drano, fandaro, fandrao, fandroa |
Mis à jour le 2020/07/31 |