|
|
|
|

Entrée1  fandrantoana (ranto)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fandehanana manao varotra any an-tany lavitra ny fonenan' ny tena; fandehanana any an-tany lavitra mba hitady vola na zava-tsoa hafa [1.1]

Mis à jour le 2023/01/20