|
|
|
|

Entrée1  fandrantoana
Radical  2 ranto
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fandehanana manao varotra any an-tany lavitra ny fonenan' ny tena; fandehanana any an-tany lavitra mba hitady vola na zava-tsoa hafa. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12