|
|
|
|

Entrée1  fandoa
Radical  2  loa
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Fomba entina mandoa
Izay matetika aloan' ny olona: Ariary telo no fandoa amin' ny fiarambahoaka raha miakatra any Ambohipotsy
Explications en français  5  [1.3#406] Ce qu'on peut rembourser, payer; la manière de vomir, de payer
Exemples  6  Ary farany, dia naroso ny vola fandoa isam-bolana; [2.59#]
7  ariary farantsa ireo, na iza handoa na iza handoa, raha ataony avy amin'ireo no fandoa azy dia misokatra ny fivarotana. [2.366#]

Anagrammes  8  doafan, donafa, fandao, fandoa, nadofa

Mis à jour le 2023/01/07