|
|
|
|

Entrée1  fandoa
Radical  2 loa
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4 Fomba entina mandoa.
5 Izay matetika aloan' ny olona: Ariary telo no fandoa amin' ny fiarambahoaka raha miakatra any Ambohipotsy. [1.1]
Explications en français  6 Ce qu'on peut rembourser, payer; la manière de vomir, de payer. [1.3#406]
Exemples  7  Ary farany, dia naroso ny vola fandoa isam-bolana; [2.59#]
8  ariary farantsa ireo, na iza handoa na iza handoa, raha ataony avy amin'ireo no fandoa azy dia misokatra ny fivarotana. [2.366#]

Anagrammes  9 fandao, 10 fandoa

Mis à jour le 2025/09/12