Entrée fanditsihana (ditsika)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fandrarahana na fanipazana vovoka na poti-javatra amin' ny maso mba hahajemby na tsy hahitana tsara [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05